Tantara tamin'ny 27 Marsa 2008
Japan: bolongana spam
Navoitran'i Asiajin ny fanarahamaso nataon'i laboratoara mpanaramaso ao Nifty izay nahatsikaritra fa spam na mpandotorano fotsiny ny 40%n'ny bolongana Japoney.
Ezipta: Antso ho amin'ny fitokonana faobe
“Miantso fitokonambe izay hotanterahina ny 6 aprily ho avyizao, izany hoe roa andro mialoha ny fifidianana filakevim-paritra ny vondron'ny mpanohitra any Ezypta ka tafiditra anatin'ireo mpiantso ny antokon'ny mpiasa, ny...
Nizeria: Vohikala ho an'i Obama
David Ajao no miresaka momba ny fisokafana vohikala iray hanohanana an'i Obama any Nizeria: Manopy maso mandrakariva ao amin'ny fanaovana dinika amin'ny aterineto Nairaland be mpanaraka indrindra ao Nizeria aho...
Shina : Gidragidra manerana ny lalamben’i Lhasa
Na dia efa andro vitsivitsy lasa aza ity lahatsoratra ity no nivoaka tamin’ny teny anglisy ataoko fa tsy very akory ny hasina mahavaovao azy indrindra amin’ny teny malagasy noho ny...