26 Marsa 2008

Tantara tamin'ny 26 Marsa 2008

Tontolo iainana : Fomba fanomanana masombolina baomba

  26 Marsa 2008

Rory no manapariaka ao amin'ny blaogy Carbon Copy, izay hevitra novakiany tamin'ny boky The Guerilla Art Kit nosoratan'i Keri Smith, momba izay fomba fanao hanomanana masombolina baomba izay azo afafy tsara amin'ny :  …vacant lots, pavement cracks, long-standing rubbish piles, or anywhere that would benefit from a bit of random greenery. “… trano foana, arabe...

Irak tao anaty dimy taona: Nihetsika izao tontolo izao

  26 Marsa 2008

Anio, 19 mars, no manamarika ny fahadimy taonan'ny “Ezaka ho fanafàhana an'i Irak”. “Tany amboalohany dia tetika nentina handrodànana an'i Saddam Hussein sy ” hamàrana ny ady tsy mbola miantomboka” mbola mitohy hatramin'izao ny ady ao Irakl, mampivarahontsana ny olon-tsotra maro maneran-tany. Anatin'ity lalan-dra ity, Global Voices Online no hamoaka...