Tantara tamin'ny 18 Desambra 2007
Mozambika : “Feon'i Afrika Afaka” 1976
Ny blaogy Moçambique para Todos dia manolotra rohy mitondra any amin'ny lahantsoratra amin'ny teny Anglisy momba ireo Radio Afrikana An-tsokosoko, isan'ireny ny Radio “Feon'i Afrika Afaka” [Voice of Free Africa], tamin'ny taona 1976. Afaka...
Benin : Ny zatovo sy ny fifohana sigara
Ny mpiblaogy Jackie dia mitatitra momba ny taham-pifohana sigara eo anivon'ny zatovo any Benin : « According to a recent global youth tobacco survey report, more than twenty percent of school children...
Nizeria : Ny fahazakana ao amin'ny fombam-pivavahana Yoruba
Dia soratan'i Loomnie ny fivavahana sy ny fahazakana ny fivavahan'ny hafa miorina ao anatin'ny kolontsaina Yoruba: “Navoitran'ilay namako mazava tsara fa io no tena mampiavaka ny fombam-pivavahana Yoruba. Ao amin'ny fomban-drazana nentim-paharazana Yoruba, na...
Koety: krizin'ny atody
Mpamaham-bolongana Koesiana Nibaq no mamakafaka lalindalina ao amin’ ity lahatsoratra ity ny anton'ny krizin'ny atody ao amin'ny firenena misy azy. Nambarany ao ary fa raha mahatratra 1.000.000.000 ny isan'ny atody lanin'ny firenena...
Bahrein: Mpanao fihetsiketsehana maty
Bahrainita iray nandray anjara tamin'ny fihetsiketsehana nanamarihana ny andron'ny maritiora iray no nodimandry, hoy ny tatitry Mahmood Al Yousif . Notateriny ary fa noho ny fahasemporana tratran'ny fipoahan'ny entona mandatsa-dranomaso...