Tantara tamin'ny 05 Novambra 2007
Shina: Sainam-pirenena nampiady
Nampiseho tampoka ny sainan’ny Repoblikan’I Shina (tsy Repoblika Entim-bahoaka an’i Shina izany) i Liu You-chen, mpilalao E-spaoro Taywaney teo ampandraisana ny medaily varahin’ny Lalaon’ny Aterineto manerantany [World Cyber Games (WCG)...
Kenya : Umoja, tanàna natokana hoan'ny vehivavy
Ny blaogy Black Looks dia manapariaka sarimihetsika nalaina tany Umoja, tanàna any Kenya natokana hoan'ny vehivavy ary naorin'ireo akanga izay sisa nanamborana tamin'ireo vehivavy nisedra fanolanana, na fanambadiana an-tery na...
Nizeria : Mipetraka ireo fanontaniana taorian'ny lozam-pifamoivoizana izay nandraisan'ny fiarabe mpitatitra solika anjara
Ny blaogy Grandiose Parlor dia mitsikera ny toe-draharaha mahatonga ny lozam-pifamoivoizana izay nandraisan'ny fiarabe mpitatitra solika anjara tany Lagos : « How long will people keep getting their lives snuffed...
Roandà : Fivoriambe mikasika izay fomba hampifandraisana an'i Afrika
Ny blaogy Oro dia mampifandray an'i Afrika. Ny « connect Africa » dia fivoriambe natao hiresahana momba ny vaha-olana azo asetry ireo fanontaniana momba ny fampifandraisana aty Afrika, naharitra roa...
Ozbekistana : Fanampim-baovao mikasika ny famonoana an'i Alisher Saipov
Ny blaogy Libertad dia mamoavoafy mikasika ny fampiharana ny lalàna Kyrgyza [Kyrgyzstana] momba ny famonoana an'i Alisher Saipov, mpanao gazety fatra-pitsikera, izay maty voatifitra tany Osh any Kyrgyzstana. Ampangain'ny Polisy...
Myanmar : Tatitra avy any an-toerana nataon'i Jotman
Ny mpiblaogy Jotman monina any Myanmar dia manapariaka [Anglisy] sarimihetsika sy tafatafa ary tantara samihafa avy any an-toerana. Preetam Rai