Tantara tamin'ny 13 Oktobra 2007
Myanmar : Ezaka fanalam-baraka ireo mpanokatena
Ny blaogy New Mandala [Anglisy] dia manome rohy amin'ny lahantsoratra izay navoaky ny gazety Birmana fehezin'ny fitondrana jadona miaramila izay miezaka manala-baraka ireto mpanokatena. Tsahivina fa ireo mpanokatena ireo no...