Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Avrily, 2024
Diapora rosiàna nanatevina laharana ireo fihetsiketsehana erantany nanamarihana ny tsingerintaona voalohan'ny fananiham-bohitry ny Rosiàna any Okraina
Ho fanamarihana ny tsingerintaona voalohany an'ilay fananiham-bohitra rosiàna tao Okraina, miditra an-tsehatra amin'ireo hetsipanoherana imasom-bahoaka maneran-tany ireo Rosiàna any am-pielezana, indrindra fa ireo ao Berlin sy Prague
Azoko nofy ny hoe novonoin'ny miaramila tao Iràna aho
Ny dia an-tsesitanin'ilay vehivavy iraniàna mpilalao sarimihetsika raha izy nivezivezy teo anelanelan'i Alemaina sy Iràna, tsy mitsahatra ny miasa saina momba azy azo sary tsy misarona "hijab", mandra-pidirany tao anatin'ny hetsika « Vehivavy, fiainana, fahalalahana »
Olan'ny maha-olona ao RDC sy Sodàna : mihoatra ny 14 tapitrisa no nafindra toerana, ary atahorana ny kere
2024, nanisaka olona 14 tapitrisa ao amin'ny tanibe ny fifandonana roa goavana miseho ao RDC sy Sodàna.
Fehezin'ny manampahefana mafy ny fahalalahanan'ny vahoaka ao Jordania
Fahatezerana sy fahasorenana teo amin'ny vahoaka Jordaniana noho ny tsy fahitana fandraisana andraikitra avy amin'ny governemanta amin'ny fanohanana ny Palestiniana sy ny fanamelohana ny hetsika Israeliana, ary koa ny valin-kafatra nataony tamin'ireo fihetsiketsehana goavana mitohy.
Namotika an'i Papouasie-Nouvelle-Guinée ny adim-poko nahafatesana olona maro
"Mangataka amin'ireo solombavambahoakantsika handray handraikitra izahay. Na izany ao amin'ny governemanta na ao amin'ny mpanohitra. Krizim-pirenena no resaka eto."
Resadresaka nifanaovana tamin'i Joel Schalit, mpanao gazety israeliana-amerikana: ‘Tian'ny governemanta israeliana hatsahatra amin'ny fomba ofisialy ny demokrasia’
Nitafa tamin'i Joël Schalit, mpiara-manorina ny The Battleground, momba ny adin'i Israely amin'i Gaza ny Global Voices. Mpanao gazety Israeliana-Amerikana i Schalit, mitantara ny politika Eoropeana sy Afovoany Atsinanana, isan'izany ny ho an'ny media Israeliana.