Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Febroary, 2010
Rosia: Tetikady miaramila vaovao sy ny fiarovam-baovao
Namoaka ny tetikady (doctrine) miaramila vaovao[RUS] (hitanao ato ny dika amin'ny teny anglisy) hampiharina mandritra ny folo taona indray i Rosia tamin'ity volana febroary ity. Na dia tsy misy filazana mivantana...
My name is Khan – Politikan-kolontsaina any India
Sarin'afisy hita ao amin'ny Wikipedia Tsy miresaka momba ilay sarimihetsika avoakan'i Bollywood hoe ‘My Name is Khan‘ [Khan no anarako], fa miresaka ny fahazoana azy kosa any India sy any...
Herisetra ataon'ny polisy any Timor nalaina an-tsary mihetsika
Tsy zava-baovao ny herisetra ataon'ny polisy any Timor-Atsinanana , kanefa vaovao ny nangalana izany an-tsary mihetsika. Zavatra niseho tamin'ny raharaha “Rodney King” tany Timor-Atsinanana sy ny polisiny izy ity. Polisy any Timor (PNTL)...