Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Mey, 2023
Faritra avaratra atsinanan'i Niger, lasa fialofana ho an'ireo mpitsoa-ponenana mandositra ny fanafihana mitam-piadiana ao Sahel.
Tsy dia mizaka loatra ny fifandonana mitam-piadiana ao Sahel, mpiara-miombona antoka ho azy amin'ireo Tandrefana voaroaka avy ao Mali sy Borkina Faso i Nizera.
Amin'izao fotoana izao, mifarana ny fifanandrinana eo amin'ny lalantsara manelanelana an'i Armenia sy Azerbaijana
Tamin'ny 28 aprily, nampiato ny hetsika nataony ireo "mpikatroka mpiaro tontolo iainana" nanakana ny lalantsaran'i Lachin manakaiky an'i Shusha (Shushi) taorian'ny 23 Aprily nametrahana toby Azerbaijaney iray fisavana sisintany eo amin'ilay lalantsara
Tatitra Unfreedom Monitor: Kamerona
Efa vita anaty tatitra iray ankehitriny ny fikarohan'ny Advox momba ny tsirefesimandidy ankihy ao Kamerona. Vakio ny tsonga ary trohy ny pdf feno amin'izany.
Tatitra Unfreedom Monitor: Myanmar
Efa amin'ny tatitra izao ny fikarohana Advox momba ny fitondrana tsirefesimandidy nomerika ao Myanmar. Vakio ny ampahany ary trohy ny pdf feno.
Fandinihana avy amin'ny am-pielezana Iraniana: Hatezerana amin'ny ‘Iran Lobby’ Fizarana faha-2
Nahitana porofo ny fifandraisan'ny NIAC sy ny mpanorina azy, Trista Parsi, amin'ny ezaka fandresen-dahatra (lobbying) ho an'ny fitondrana Iraniana, anisan'izany ny mailaka anatiny, ny didim-pitsarana, ary ny fiampangan'ireo Iraniana mpanohitra.
Ady amin'ny fanaovana an-tendro feno herisetra ao Sahel sy ao Afrika Andrefana : fanamby lehibe iray ho an'ireo mpitarika fivavahana
Manana andraikitra lehibe amin'ny fisorohana sy fanoherana ny fanaovana an-tendro feno herisetra ireo mpitarika fivavahana.
Mpihira nahazo sazy an-tranomaizina henjana noho ny fandoroana ny biraon'ny miaramila ao Rosia
Na dia manohana na mangina momba ny ady aza ireo mpiangaly mozika hafa sasany avy amin'ny "taranaka taloha (antitra)" ao amin'ny klioba rock Urals, dia manohitra kosa ireo tanora mpiangaly mozika avy ao Urals.
Manamafy ny fiaretany ny Okrainiana ary mampiely hehy anaty sary-sy-soratry ny fotoan'ny ady
"Rehefa mifanandrify ny hetahetam-po, ny hevitra sy ny soatoavin'ny olona maromaro, dia mamorona meme izy ireo. Matetika zavatra mahafinaritra, mahatehotia, mampahazo aina, mampahatsiahy ny fahazazana izay mety hampionona, farafaharatsiny mandritra ny fotoana fohy izany."