Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Septambra, 2022
Miantraika amin'ireo Azerbaijani mpiasa mpifindra monina ny ady any Okraina
Azerbaijani an-tapitrisany miasa ao Rosia sy Okraina no mahatsapa ho voatery hanapa-kevitra hisafidy na ny asany na ny fiarovana azy ireo satria mbola mitohy manakorontana ny toekarena eo amin'ny andaniny sy ny ankilany ny adin'i Rosia.
Nigorodana tao amin'ny media sosialin'i Taiwan ny faikam-baovao taorian'ny fitsidihan'i Pelosi Mpitondratenin'ny Antenimieran'i Etazonia
Nokendrena indrindra hanevatevana an'i Pelosi ireo vaovao sandoka nivezivezy tao Taiwan nialoha-nandritra-taorian'ny fitsidihany, ho fanehoan-kery ara-miaramilan'i Shina amin'ny sarinady, anambaniana ny satan'i Taiwan.
Tatitra Unfreedom Monitor: Fampahalalam-baovao
Efa ato anaty tatitra izao ny fikarohana Advox momba ny fandisoam-baovao, ny fampahalalam-baovao diso, ary ny torohay ratsy fampita. Vakio ny sombin-dahatsoratra ary trohy ny pdf feno.
Undertones: Tsy tapitra ny hetsika fanoherana ady ao Rosia, hoy ireo Rosiana mpikaroka
"Sarotra ny hahalala izay natao rehetra, satria toy ny maty ny asa fanaovan-gazety, na dia mbola betsaka aza ny zava-mitranga na eo aza ny zava-misy."
Niloa-bava ny fianakaviana taorian'ny fanamelohan'i Myanmar ho faty mpikatroka manohitra ny fanonganam-panjakana miisa efatra
"Tsy mpangalatra na jiolahimboto ny zanako lahy. Reharehako ny nahafoizany ny ainy ho an'ny firenena. Tena reharehako ny zanako."
Tonelin'ny Fanantenana: Fomba iray nivoahana velona nandritra ny fahirano nahazo an'i Sarajevo
Tanaty ezaka iray mba hivoahana velona sy hifandraisana amin'ny tontolo ivelany nandritra ilay fahirano naharitra efatra taona (1992.1996), nandavaka tonelina tao an-tokotanin'ny fianakaviana Kolar ireo mponina tao Sarajevo
Tatitra Unfreedom Monitor: Rosia
Efa vita tatitra izao ny tsongam-pikarohana avy amin’ny Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika any Rosia. Vakio ny sombin-dahatsoratra ary trohy ny endrika pdf feno.
Mankalaza ny Fitroarana 8888 tao Myanmar ireo mpikatroka sy mpanakanto ao Thailandy
Mitaky ny fahanginantsika hamono olona izy ireo, ka tsy avelako ry zareo hampiasa ny fahanginako ho fialan-tsiny hamonoana olon-kafa.