Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Novambra, 2021
Manamafy ny sisintany miaraka amin'i Belarosia i Polonina satria mihamafy ny krizim-pifindra-monina
Efa niampanga an'i Lukashenka ho nitondra mpifindra monina avy any amin'ny faritra Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana sy nitondra azy ireo tany amin'ny sisintanin'ny Vondrona Eoropeana hamaliana faty ny sazy ny Vondrona Eoropeana