· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Avrily, 2008

Siria:Vaovao mipoapoaka momba ny niokleary

Omaly, Ny CIA dia namoaka vaovao momba ilay tondroina ho foto-drafitrasa (reacteur) niokleary Siriana naorin’ny Koreana tavaratra. Nitalakotrokotroka ny fivoak’izany tamin’ireo fampahalalam-baovao samihafa. Ny tantara dia nanomboka tamin’ilay fanafihana an’habakabaka...

27 Avrily 2008

Kristiana any Iraka

Taorian'ny famonoana ny Eveka Kristiana tany Mossoul, Frencheagle [voromahery Frantsay] izay Frantsay sady Libaney dia mizara ny fanahiany mikasika ny toe-draharaha iainan'ny Kristiana any Iraka : […] l’assassinat de l’évêque...

25 Avrily 2008

Zimbaboe : Miaramila Shinoa any Mutare ?

Curly no manontany tena izay antom-pisian'ireo miaramila Shinoa any Zimbaboe : These blue suited marathon running highly trained policemen probably know the identities of the Chinese troops who have been...

23 Avrily 2008

Shina: Mpampianatra amerikana voadaroka

Nosoratan'i Tia an'i Hunan ao amin'ny Zhuzhouwang ny mikasika ilay mpampianatra Amerikana nodarohan'ny mpianatry ny sekoly ambaratonga faharoa[zh] teo an-tokotanin'ny Carrefour tany amin'ny distrikan'i Hunan Zhuzhou tamin'ny 20 avrily. Manana...

22 Avrily 2008

Mananontanona ny ady any Sodana

Raha ny vitan-dratsy mifanongoa ao ambony ao no mitohy dia hirodana angamba ny fifanarahan'ny Sodane ho amin'ny fandriam-pahalemana tanteraka, nefa alohan'ny hahatongavantsika amin'izany, ndeha hotohizantsika ny fanomezana ireo vaovao tsara...

21 Avrily 2008