Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Novambra, 2007
Iran : Ny Miaramila Amerikana sy ny ankizy
Ny blaogy Razeno any Iran dia mametraka sary maromaro izay ahitana miaramila Amerikana mikarakara ankizy any Irak. Araky ny ambaran'ity mpiblaogy ity dia tsy mba fahita amin'ny fampahalalam-baovao Iraniana na oviana...
Sodana : Inona ireo zavatra nitranga tany Darforo ?
Ny blaogy Meskel Square dia mitatitra momba ireo zavatra farany nitranga tany amin'ny faritry Darforo any Sodana : « As you no doubt already know, the Sudanese government, the African Union, the...
Kôngô (RDK) : Izany no hoe tsy nampoizina
Ny blaogy Extra Extra dia mizara ny fomba fijeriny mandritra ny dia mitondra azy niverina any Kôngô : « I’m still reeling from returning to Congo to find Kinshasa flooded...
Tantara Sovietika: Richard Sorge
Ny daty nanamarika ny andron’ny 7 novambra iray no notantarain’ny tao amin’ny ExecutedToday.com [Novonoina (ny datin’ny) androany] ka i Richard Sorge izay mpitsikilo “ nahombiazana tamin’ny fahafahany nanori-ponenana, amin’ny mahavahiny...
Myanmar : Tatitra avy any an-toerana nataon'i Jotman
Ny mpiblaogy Jotman monina any Myanmar dia manapariaka [Anglisy] sarimihetsika sy tafatafa ary tantara samihafa avy any an-toerana. Preetam Rai
Tshady : Fahafaham-baraka ateraky ny fanaganan-jaza ataon'ny ONG Frantsay iray
Ry Sambo fiaran'i Zoé, « manempotra ahy ny fitiavanao ! » Ny blaogin-dRaprezy! [Le blog du Prési!] izay diam-penina mpiblaogy Kameroney iray miteny Frantsay dia mamoavoafy mikasika ny fahafaham-baraka vao...