Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Febroary, 2008
Timor atsinanana : Momba ny fahafatesan’i Suharto
Tamin’ny taona 1975 no nanambaran’i Timor Atsinanana ny fahaleovantenany rehefa nozanahan’i Portiogaly 400 taona. Saingy vao haingana kosa no nahazoany ny fahafahana, noho ny fanafihana sy ny fibodoan’i Indonesia izay...
Guyana : Idifian'izao tontolo izao ve izay niseho tao Lusignan ?
Apetraky Caribbean Lionesse ny fanontaniana amin'izay mety ho antony nidifian'ireo fampahalalam-baovao eran'izao tontolo izao, ny vono olona mahatsiravina izay vao nitranga tany Lusignan, any Guyana : If a crazed gunman...