Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Jona, 2021
Palestiniàna ilay vehivavy mpampianatra mendrika indrindra, hoy ny Papa François
Hoy ilay ramatoa palestiniàna Hanan Al_Hroub : “Ho very ireo ankizy izay nijaly niaritra herisetra raha tsy omena azy ny fanampiana sy ny tohana ilain'izy ireo".
Misaona ny famonoana ilay mpanao gazety Espaniola tany Burkina Faso ireo mpanao gazety mpitatitra ady
Nitombo hatramin'ny fanonganam-panjakana tamin'ny taona 2015 ny ady nifanaovan'ireo vondrona jihadista
Taorian'ny dinika diplaomatika iray, nifanakalo gadra sy torohay saropady i Armenia sy Azerbaijana
Etazonia no nanelanelana tamin'ilay fifanarahana, noharabain'i Eorôpa ary Zeorzia ho toy ny "dingana voalohany mankany amin'ny fanavaozana ny fifampitokisana"
Ny tantara lavaben'ireo poeta revolisiônera tao Myanmar
Tao anatin'ny tantaran'i Myanmar, nampiseho firaisankina tamin'ireo olontsotra hatrany ny poeta ary teny ambava ady isaky ny misy revôlisiôna
Ao anatin'i Myanmar: Fijoroana Vavolombelona amin'ny fiavota-tena sy ny fifandanana
"Ny mampihorohoro ny firenenay ihany no vitan'ny miaramila fa tsy ho afa-mitondra ry zareo. Afa-mitifitra, mamono ary misambotra ireo tanora maherifo antsoina hoe "voninkazon-dohataona" ry zareo fa tsy afa-midify ny Lohataonan'i Burma."
Nanome fanampiana sy nivavaka i Pakistan amin'ny ady mafy amin'ny COVID-19 atrehin'i India
Nahatonga firaisankina sy fanohanana avy any Pakistan, ilay firenena mpifanila vodirindrina aminy sady fahavalony efa hatry ny ela, ny toe-draharahan'ny COVID-19 mahatsiravina tany India satria nifanatona noho ny valan'aretina ireo firenena ireo.