Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Jona, 2010
Kolombia: manavotra takalon'aina 4 nalain'ny FARC an-keriny tamin'ny 1998 ny Tafika
Tamin'ny alahady 13 Jona tamin'ny mitataovovonana, raha niomana ny hijery ny lalao fiadiana tompon-daka erantany amin'ny baolina kitra ifanandrinan'i Alemana sy Aostralia ny ankamaroan'ireo Kolombiana, nivoaka ny vaovao: minitra vitsy...
Etazonia: video momba ny fodian'ireo miaramila Amerikana ao amin'ny YouTube
mambabo ny fihetseham-pon'ny olona ny fotoana hiverenan'ny miaramila avy namita ny andraikiny. Ao amin'ny YouTube, dia nitombo isa ireo video mampiseho ny fiverenan'ireo miaramila tato anatin'ny taona maro lasa.
Kenya: Maneho hevitra momba ny fanapoahana baomba tany amin'ny kianjan'i Uhuru ireo mpitoraka blaogy
Olona enina no maty ary 75 no naratra tamin'ilay fipoahana nandritra ny hetsika ara-politika tany Nairobi tamin'ny Alahady. Nokarakarain'ny vondrona “Tsia” io hetsika io, izay manohitra ny fampihàrana ny lalampanorenana...
MENA: Mila misafidy i Israely
Avy any ankavia, havanana, afovoany, mirarak'ompana ny fanamelohana taorian'ny fanafihan'i Israely ny sambo Tiorka nizotra ho any Gaza mba hanatotra fanampiana noho ny maha-olona no sady handrava ny fahirano atao...