· Marsa, 2011

Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Marsa, 2011

Shina: Tsy maintsy mandeha i Gaddafi (Kadhafi)

  21 Marsa 2011

Ny toerna ofisialy raisin'i Shina dia ny hoe tokony horesena lahatra amin'ny fifanakalozan-dresaka sy fomba milamina maro hafa aloha i Lyiban'i Koloney Gaddafi; tsy ny rehetra any Shina no miombon-kevitra amin'izany. "Vitao ny aminy," hoy ny soratan'ilay Sinoa mpitoraka bilaogy be mpamaky indrindra manerantany.

Côte d’Ivoire : Horohoro ao Abidjan.

  21 Marsa 2011

Ity lahatsoratra ity dia fanadihadina manokana nataon'ny Global Voices tamin'ireo zava-nitranga tao Côte d'Ivoire taona 2011 (amin'ny teny malagasy; misy amin'ny teny frantsay koa ny ankamaroan'ny lahatsoratra) Niaina ireo herisetra nisesisesy...