Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Mey, 2010
Ny tafan'ny mpamaham-bolongana tamin'ny fifampitifirana sy ny fanovana governemanta
Nisy fifampitifirana nampandriaka ny ra teo amin'ny FIGN izay sangan'ny avy amin'ny zandary mpampandry ny fahalemana miisa 21 sy avy amin'ny mpitandro ny filaminana manoa ny fitondrana mivondrona ao amin'ny...
Fifandonana tany Bangkok : tatitra an-tsary, horonantsary ary Twitter
Avy amin'ny twitpic-n'i wassayos Tsy handefitra ny Praiminisitr'i Thailand Abhisit Vejjajiva, amin'ny nanomezany didy ireo miaramila ny mba hanohizana ny fidinana an-tsehatra manosika ireo mpanohitra avy any amin'ny Lobaka Mena. Manisika...
Madagasikara: Nipoaka ny fifandonana teo amin'ny tafika sy ny mpitandro ny flaminana tsy mitovy hevitra
Tamin'ny 20 May 2010, dia nisy ny fifandonana teo amin'ireo mpitandro ny filaminana mpifanandrina izay naharitra ora iray tao an-drenivohitr’ i Madagasikara, Antananarivo. Ity krizy ara-politika mitohy ity dia mbola...
Pakistan: Fihetseham-po tamin'ny saika nanapoahana ny Time Square
Tamin'ny voalohan'ny volana dia niteraka fanairana amin'ny loza tao New York ny fikasana hanapoaka baomba ny Time Square. Voasambotry ny polisy tao amin'ny seranam-piaramanidina i Faisal Shahzad, terantany pakistano-amerikana nahiahiana...
Madagasikara: Lahatsarin'ny fifampitifirana nitranga teo anivon'ny foloalindahy
Ny namana mpiblaogy MyDago [ny Madagasikarako] dia manapariaka lahatsarin'ny fifandonan'ny tafika sy ny Zandary nikomy tao Antananarivo androany (Alakamisy faha-20 May 2010).
Ny toeran’ny media citoyen eto Madagasikara
Maro zavatra notantaraina tokoa ny sehatry ny seraseran'olotsotra teto Madagasikara. Nitombo tsikelikely ny tontolon’ny blaogy teto Madagasikara tao anatin'ny taompolo farany, nitolona tokoa hanandratra ny feony mandra-pahatongan'ny krizy politikan'ny 2009. Niteraka...