Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Febroary, 2019
Voampanga ho “nikasi-tanana zatovolahy” tao Kashmir ilay lehiben'ny tafika nomena mari-boninahitra
Resabe taorian'ny fiampangana ilay lehiben'ny tafika Indiana nomena mari-boninahitra ho nikasi-tanana zatovolahy iray tao Kashmir.
Talohan'ny nanakanana azy, nandrisika ny tanora hanatevin-daharana ny vondrona mpanafika mahery setra tany Mozambika avaratra ity pejy Facebook ity
Nanomboka ny volana Oktobra 2017, nisy vondron'olona mitam-piadiana tsy fantatra nampihorohoro any avaratr'i Mozambika ary manao habibiana izay namoizana ain'olona 200 mahery ary nandrava tanànakely maro .