Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Novambra, 2010
Madagasikara: Ny fizotry ny fanongam-panjakana tsy nahomby raha zohina arak'ireo Tweets
Ary satria efa toa zary isan-taona mihitsy no itragan'ny tetika fanonganam-panjakana any Madagasikara, ny fandefasana Twitter ataon'ireo mponina any an-toerana dia ahitana taratra ny fivoatry ny fiokoan'ny manamboninahitra maromaron'ny tafika, ny sasantsasany amin'ireo vao avy nandray anjara tamin'ny fanonganam-panjakana nahomby tamin'ny taona 2009. Avylavitra no nandrohy Tweets ho vakana ahafahana...
Madagasikara: Fikasana hanongam-panjakana mandritra ny referandaomy
Notanterahina teto Madagasikara tamin'ny 17 novambra 2010 teo moa ny fitsapan-kevi-bahoaka nampiady hevitra ny olona izay takon'ny filazana fanonganam-panjakana tsy nisy ra mandriaka indrindra hatramin'izao nitranga teto amin'ny nosy.
Côte d'Ivoire: Fifidianana filoham-pirenena an-tsary
Nanatontosa ny fandrotsaham-batony tamin'ny alalan'ny fifidianana filoham-pirenena voalohany indray tao anatin'ny folo taona izao ny alahady 31 oktobra teo ny mpifidy voasoratra anarana any Côte d'Ivoire. Indreto ny sary voafantina hita tao amin'ny Twitter nandritra ny androm-pifidianana
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...