· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Janoary, 2008

Kenya: Mampiasa SMS hampielezana tsaho

  31 Janoary 2008

Ahoana moa ny mba ao an'eritreritry ny vehivavy iray raha nanoratra ny fomba fampiasa amin'ny lafiny ratsy ny SMS izy ao Kenya: “Raha jerena ny fiakaran'ny herisetra ao Kenya, ny mpitondra...

Ejipta : Menatra ny mahaejipsiana

  24 Janoary 2008

“Menatra amin’ny mahaejipsiana ahy aho amin’izao fotoana izao, menatra amin’ny firaisana tsikombakomba eo amin’ny Ejipta sy Isiraely, menatra satria heveriko fa isaky ny misy olona maty any Gaza, dia nandray...

Koety: Scarlett Johansson tany Koety

  23 Janoary 2008

Namangy tany Koety ny mpanakanto mpilalao an-tsarimihetsika Scarlett Johansson, velom-panontaniana i Mark : How does one go about getting access to US camps in Kuwait? “Lalana inona ary no tokony arahina mba...

Kenya : Mpanakanto mitondra fanafana hoan'ireo fery

  22 Janoary 2008

Sociolingo no manapariaka lahatsoratra mikasika ireo mpanakanto Kenyana manampy amin'ny fitsaboana ireo ferin'ny firenena : Politicians have plunged the country into chaos but local artistes can help to heal the...

Afghanistan: ny tsimok'aretin'i Rambo

  17 Janoary 2008

Abu Muqawama no nitati-baovao momba ny“the Rambo Syndrom” na ny tsimok'aretin'i Rambô.Nosoratan'ny mpamaham-bolongana ary fa ny gazety New York Times no namoaka lahatsoratra mitanisa ny herisetra maro ataon'ireo menavazan'ny ady...