Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Aogositra, 2018
Nepal: Ny Fitokonan'ireo Madheshi, Ny Governemanta Vonjimaika
Ny olan'ireo Madheshi - olona mivelona ao amin'ireo lemaka meridionaly an'i Nepal - dia mbola vaovao malaza hatrany. Ny fivoriana mikasika ireo Zon'ny Mponina ao Madhesh, izay anton'ny fihetsiketsehana goavana tao atsimon'i Terai mitaky an'ireo tombontsoa mitovy sy ny tsy fanilikilihana, dia namerina indray koa ireo fitokonana.
Reny Manala Vanja Milevina: Vehivavy miasa mba hahatonga ilay faritra nifandirana ao Nagorno Karabakh ho toerana azo antoka
Nandritra ny taona maro nifandonan'ny tafika Azerbaijani sy Armeniàna, isantaona dia mbola nisy sivily 20 na mahery teo ho eo no tra-doza avy eny amin'ireo faritra nifanolanana ka nandevenana vanja tao Nagorno Karabakh.
Kôngô (RDC): Tenimiafina hanavotra ny ainao
ny tenimiafina halina dia ny hoe "trondro", ary ny valiny dia ny hoe "madio"
Fitsinjarazaràna Avy Any Ogandà
Mitohy miditra amin'ny volana faha-telo ny fifampiresahana mavesatra mikasika ny fandriampahalemana ao Juba, Sodana, eo amin'ny Governemanta Ogandey sy ny Lord's Reistance Army (LRA), miaraka amin'ny fifampiampangana ataon'ny andaniny sy ny ankilany ho tsy manaja ny fifanarahana mikasika ny fampitsaharana an'ireo habibiana. Na izany aza, voasoroka ny fahatapahana tanterak'ireo fifampiresahana ireo rehefa nanambara ny Governemanta an'i Sodana Atsimo fa tsy ny LRA mihitsy, fa kosa ireo mpikatroka Sodaney tavaratra miteny arabo, no namono sivily 38 tao an-tanàna manakaiky an'i Juba.
Miaiky ny Facebook fa miadana ny famahana ny olana momba ny kabarim-pankahalana ao Myanmar

Nitatitra ny Facebook tamin'ny 15 Aogositra 2018 fa miadana sy tsy ampy ny ezaka natao hiadiana amin'ny fandisoam-bovao, ny vaovao hosoka, sy ny kabarim-pankahalàna ao Myanmar:
Eo An-Tànan'i Rashid Khan, Ilay Kintan'ny Mpilalao Cricket Afgana, Ny “Hoavy”
Sachin Tendulkar, indiana mpitàna fikapoka izay efa misotro ronono, matetika hita amin'ny ngezalahin'ny fotoana rehetra, no mpanipy baolina mendrika indrinda ao amin'ny T20I, hoy i Khan.
Ambangovangony Mikasika Ireo Fifanoherana, Ireo Pitsopitsony Manahirana Ary Ny Hatsaran'ny Fiainana Ao Ogandà
Ny Nosy Nsazi sy ireo nosy maro hafa eo amin'ilay Farihy, no hery misintona an'ireo ogandey tsy an'asa. Ny tanànan'i Nsazi no tena fitaratra tsara ahitàna ny niafaran'ireo nosy eo amin'ilay farihy.. ... Saingy, ankehitriny, ny olona no tena manimba haingana ny Farihy.
Mety hihena ny taranaka rajako ao Oganda
Efa fantatra hatramin'izay fa manodidina ny 700 ny isan'ny Rajako An-tendrombohitra mbola velona any anaty ala amin'izao fotoana (2009)- ny 336 amin'izy ireo no any Oganda - saingy nisy ny fanadihadiana vaovao navoaka tao amin'ny gazety New Scientist izay nilaza fa mety ho kely ny fanantenana momba izany.
Thaïlandy : Songkran Mainty
(2009) Songkran, ny fetin'ny taombaovao Thaï, izay ankalazaina ny 13 ka hatramin'ny 15 Aprily dia matetika no fotoana iray feno fifaliambe ao Thaïlandy. Antsoina hoe "Songkran mainty" ny Songkran amin'ity taona ity nanomboka tamin'ny nisian'ilay fifandonana teo amin'ny miaramila sy ireo mpanao hetsipanoherana ny fitondrana ankehitriny. Roa ireo mpanao fihetsiketsehana no maty, ary an-jatony ireo naratra nandritra ilay fifandonana teny amin'ny lalamben'i Bangkok.
Amerika Latina no faritra be famonoana olona indrindra eto an-tany, Fanadihadiana avy amin'ny fantsona YouTube
Velomin'ny tanora mpanangom-baovao avy amin'ny gazety kolombiana El Espectador, naharitra 130 taona, misavasava any amin'ny lohahevitra mifaningotsingotra mampifangaro ny fanadihadiana sarotra fahaizana mamazivazy mivatambatana ny La Pulla.