· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Fitantanam-pitondrana tamin'ny Oktobra, 2007

Philippines: Hevitra taorian'ny fialan'ny fialan'ny filohan'ny Vaomieran'ny fifidianana

  05 Oktobra 2007

Nivelatra be tao anatin’ny fotoana fohy ny raharaha maizina nentin’i Mong Palatino nananika ny lapan’ny filoha Niala tsy satry tamin’ny andraikitra mahafilohan’ny Vaomieran’ny fifidianana azy manko i Benjamin Abalos tamin’ny alatsinainy rehefa voarohirohy nanao zavatra tsy mazava tamin’ny National Broadband Network (NBN) [Fanapariahana ny onjan-tseraseram-pirenena]. Tao amin’ny Lapan’ny antenimieran-doholona tamin’ny herinandro lasa...

Topi-maso Arabo : Inona no fivavahanao ?

  03 Oktobra 2007

Any amin'ny firenena Arabo sansantsasany, ny fidirana birao dia arahina fombafomba manokana izay mampiavaka azy. Ny mpiblaogy Nora Younis dia mampiharihary amintsika izay zava-mitranga rehefa mivadika ho « mpanadihady ara-pinoana » ireo mpiasa birao, nadika avy amin'ny teny arabo ity lahantsoratra ity. Hoy Nora: صباح أمس الأول توجهت لمصلحة الشهر...