miora · Jona, 2010

Lahatsoratra farany an'i miora tamin'ny Jona, 2010

Emirà Arabo mitambatra: nahita rameva

Raha miteny amin'olona ianao fa mipetraka any amin'ny helodrano Arabika , dia zavatra roa no tonga ao an-tsain'izy ireo – ny solika sy ireo rameva. Noora Nasrallah, izay mi-tweet amin'ny solon'anarana PurpleNano, milazalaza ny fifanenany tamina rameva tany UAE ao amin'ireo tweets mitohitohy anio. Ao amin'ny tweet-ny voalohany, dia miteny...

Madagasikara: Ny feon'ny tanora iray mpitoraka blaogy sady mpandika teny

  02 Jona 2010

Nandritra ny Vovonana Iraisam-pirenen'ny Gloval Voices 2010 tany Chile, nisy tovovavy iray avy any Madagasikara nanontany ahy raha tena avy any Japana tokoa aho, firenena izay tena ankafiziny tokoa na ny tenim-pirenena, ny kolontsaina, ary indrindra ny “sushi”. Gaga aho raha nahita fa mbola mahay miteny Japoney tsara lavitra noho...