Liva Andriamanantena · Jolay, 2019

Lahatsoratra farany an'i Liva Andriamanantena tamin'ny Jolay, 2019

Mary Aviles sy ny fomba hahombiazana amin'ny alàlan'ny fandrindrana ny asa sy ny fiainam-pianakaviana 

Blaogim-Piarahamonina GV  11 Jolay 2019

(Lahatsoratra tamin'ny volana Desambra 2014) Fantaro i Mary Avilés, ilay toniandahatsoratray aty Amerika Latina, toerana noraisiny tamin'ny volana Oktobra 2014. Mbola vaovao taminy ny Global Voices tamin'izany fotoana izany, saingy tao anatin'ny herinandro vitsy dia efa nahazatra azy ny tontolon'ny GV ary efa azo heverina ho anisan'ny vondrom-piarahamonintsika izy amin'izao...

Isabella Mukanda-Shamambo: Niverina aho!

Blaogim-Piarahamonina GV  10 Jolay 2019

Efa hatramin'ny volana Aogositra 2012 aho no tsy nanoratra ho an'ny GV. Tany an-tsekoly aho nanohy ny fianarako ary vao avy nahazo ny diplaomako. Mbola manohy ny fianarako aho hahazoana diplaoma aho kanefa te hanohy ny fandraisako anjara ato amin'ny GV indrindra tamin'ny fahalasanan'i Gershom Ndhlovu.

Lingua Rosiana: ahoana no nanombohany ?

Blaogim-Piarahamonina GV  09 Jolay 2019

"Latsa-pitia tamin'ny Global Voices aho efa ho 5 taona mahery izay. Koa satria mahatalanjona avokoa ny zava-drehetra eto amin'ity fiainana ity dia tampoka ny nitrangan'izany," hoy Ekaterina Golubina nanoratra momba ny nanombohan'ny Global Voices amin'ny teny Rosiana.

Janine Mendes-Franco: Tonga ny GV raha “nalalaka” ny onjam-peo Karibeana tamin'izany andro izany!

Blaogim-Piarahamonina GV  06 Jolay 2019

(Lahatsoratra tamin'ny volana Oktobra 2014) Ny fotoana voalohany indrindra nahenoako momba ny Global Voices dia tamin'ny alalan'ny bilaogy/rakipeo antsoina hoe Caribbean Free Radio izay i Georgia ilay namako – tale mpitantana ny GV amin'izao fotoana no nanomboka izany. Tamin'izany fotoana izany, David Sasaki izay fantantray rehetra tamin'ny anarana hoe “Oso” no...