Tantara tamin'ny 04 Mey 2022
HORONANTSARY: Fantaro i Marina Khonina, mpitantana ny tetikasa Lingua antsika vaovao!

Fantaro ato anatin'ity horonantsary 3 minitra ity ny mombamomba an'i Marina Khonina, ilay mpitantana ny Lingua antsika vaovao! Ahitana dika an-tsoratra!
Fantaro i Inaciu Galán, mpikatroka ho an'ny fiteny Astôriàna

Avy any Espaina, i Inaciu Galán no mpiaro ny fiteny astôriàna mba hitohizan'ny fitiavan'ireo taranaka aty aoriana ilay teny.