Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

18 Aogositra 2020

Tantara tamin'ny 18 Aogositra 2020

Fanontaniana & Valiny: Fantaro i Pushker Kadel, manampahaizana manokana amin'ny fiteny, fanabeazana ary fampandrosoana

Fantaro i Pushker Kadel, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 19-25 Aogositra 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony amin'ny maha-mpisehatra azy ao anatin'ny fiteny, ny fanabeazana ary ny fampandrosoana ao Nepal.

Pakistan: Maty voatifitra tao amin'ny efitrano fitsarana ny lehilahy iray voampanga ho manevateva an'Andriamanitra. Noderaina ho maherifo ilay namono azy

Tsy vaovao any Pakistan ny famonoana olona tsy mandalo fitsarana voampanga tamin'ny fanevatevana.