Tantara tamin'ny 13 Janoary 2020
Nifarana am-pilaminana ny fitokonan'ny mpiasan'ny casino, fandresen'ireo mpiaro ny zon'ny mpiasa ao Kambodza
Mety hiatrika sazy noho ny fanitsahana ny didim-pitsarana izay nilaza ny hetsi-panoherana ho tsy ara-dalàna ny mpiasa na dia nahomby aza ny fitokonana.