Tantara tamin'ny 05 Avrily 2019
Sarimiaina Manazava Ny Fanohintohinan'ilay Lalànan'ny Fifandraisandavitra Ny Fahalalahana Miteny Ao Myanmar

"Matetika ilay lalàna no ampiasain'ireo matanjaka mba hampanginana izay tsy mitovy hevitra aminy, ary miaraka amin'ireo tranga an-jatony mahery voarakitra, dia tena mandresy lahatra tokoa ny ho fiantraikany hihanaka amin'ny fahalalahana maneho hevitra."
Tari-dia: Mamerina ny bilaogy WordPress voasivana ho hita indray

Faly ny Global Voices Advocacy mamoaka ny toro-lalana hafa Advocacy 2.0: Mirroring a Censored WordPress Blog.
Shina: Mahatsiaro an'i Hu Yaobang ny praiminisitra Wen
Tamin'ny taratasy misokatra nivoaka ny Alakamisy tao amin'ny People’s Daily, nampahatsiahy ny dia nahafinaritra niaraka tamin'ny praiminisitra teo aloha Hu Yaobang nogadraina sy nalàna baraka ny praiminisitra Shinoa Wen Jiabao. Mankalaza ny faha-21 taonan'ny nahafatesany ilay taratasy.