Tantara tamin'ny 10 Marsa 2018
Afaka Miara-misy Amin'ny Aterineto Misokatra Ve Ny Fahalalana Indizeny Nentim-paharazana?
Manao ahoana ny faharefon'ny vondrom-piarahamonina rehefa mametraka votoaty avy amin'izany vondrom-piarahamonina izany ho hita amin'ny aterineto ianao?
Miteraka Fandrahonana Lehibe Ho An'ny Tontolo Iainana Ny Fitrandrahana Fasika Ao Oganda
Milaza ireo mpiaro ny tontolo iainana any Ogandà fa atahorana noho ny fandavahana mba hakana fasika ny lemaka lehibe manamorona ny lalambe mampifandray ny renivohitra Kampala amin'ny atsimo andrefan'ny tanànan'i Masaka.
Azia Atsimo Atsinanana: Ny kiraro, ny kiraro
Ho malaza hatrany ho toy ny mpitoraka kiraro ilay mpanao gazety Irakiana Muntadar al-Zaidi. Izy izay nahomby tamin'ny fitorahana kiraro roa teny amin'ny filoha Amerikana George Bush.
Iran: Tantara Lava Sady Maharary Momba Ireo Bilaogera Nogadraina
Voaheloka higadra roa taona sy tapany an-tranomaizina ilay Iraniana bilaogera sady mpanao gazety, Omid Reza Mirsyafi, tamin'ity herinandro ity. Voampanga ho nanivaiva mpitondra fivavahana sy nanao fampielezan-kevitra manohitra ny Repoblika Islamika izy.