Tantara tamin'ny 19 Febroary 2017
Fitaovana Vaovao Fisintonana Feo ho an'ny Tetikasa Wiktionary Ifandrimbonan'ny Avy Any Ifotony Amin'ny Teny Odia

Namorona vahaolana iray mba hiraketana sy hisintonana teny amin'ny fampiasàna fahazoandalana misy loharano misokatra ny iray amin'ireo mpandray anjara ato amin'ny Global Voices liana amin'ny fiteny Odia.
Chequeado.com: Fiaraha-Mientan'ny Mpanao Gazety Arzantiniana ‘Hanamarina’ ny Lahateny Kabariana Ampahibemaso ao Amerika Latina
"Ampangain'ny manampahefana ho mpanohitra sy manohitra [izay ataon'ny] governemanta izahay. Soa ihany, satria tsy mikasa ny hinamana amin'izy ireo izahay, fa mikasa hanangana vondrom-piarahamonina aminareo. Ny fanamarinana amin'ny alalan'ny zava-misy marina...."
Mandrakitra Ny “Boky Nomerika” Amin'ny Teny Pisbi Ao El Salvador

Nandray anjara tamin'ny fandraketana am-peo ny famoronana ny "boky kely " nomerika tamin'ny teny Pisbi izay tafiditra ao anatin'ny tetikasa famelomana indray ny tenin'izy ireo ny mpikambana ao amin'ny Mponina Teratany Kakawira ao El Salvador.
Nandresy Taorian'ny Fahafatesany ireo Mpanao Gazetin'ny Népszabadság, Gazety Hongroà Iray Nakatona
Namoaka didy ny fitsarana Hongroà fa tsy ara-dalàna ny fanakatonana tampoka tamin'ny Oktobra ny gazetin'ny Népszabadság, mivoaka isan'andro ao amin'ny firenena .