Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

06 Jona 2016

Tantara tamin'ny 06 Jona 2016

Raha Hiresaka Aminà Soedoà Iray Raisina Kisendrasendra, Antsoy Ity Laharana Ity

2.500 no olona nandrasan'ilay fikambanana mba hamaly ireo antso ataon'ny vahiny liana te-hahalala ny fireneny. Olona 30.000 no azony

Lehilahy Ogandey Nosamborina Noho Fiakanjoana T-Shirt Manasongadina Mpitarika Ny Fanoherana

"Afa-mivoaka ve izahay ary hitsahatra amin'ny fitenenana azy ity ho demaokrasia satria tsy izany no izy. Mametraha anay ao anaty akanjo tohitenany mavo nahoaka no tsy ianao."

Manendry Maodelim-Pitantanana Iarahan'ny Fanjakana sy Tsy Miankina i Shina Hanivanana Ny Aterineto

Nampiditra politika vaovao natao handrindràna ireo sehatra fandefasana lahatsary mivantana antserasera i Shina vao tsy ela akory izay. Hotakian'ny manampahefana ny sehatry ny fandefasana lahatsary mivantana hivarotra ny 1 ka hatramin'ny 10 isanjaton'ny renivolany amin'ireo lazaina fa orinasam-panjakana manana fahefana hanara-maso ny famokaram-pandaharana sy ny fanapahan-kevitra amin'ny fanaovana programa