Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

04 Aogositra 2015

Tantara tamin'ny 04 Aogositra 2015

Rios de Encontro

Cabelo Seco, Marabá, Brezila – Niditra Rising Voices tamin'ny 2014 Hatramin'ny 2011, namokatra karazanà votoaty isankarazany manankarena amin'ny resaka famoronana mahakasika ny zava-misy iainan'ny manodidina azy ireo tanora artista avy amin'ny tetikasa  “Renirano Mampivondrona” ao amin'ny vondrom-piarahamonina Afro-indizena ao Cabelo Seco anelanelan'ny reniranon'i Tocantins sy  Itaciúnas. Na eo aza ny...

Gazety Henja-Pisainana Nakaton'i Iran fa Nanohitra ny Fifanarahana ara-Nokleary

Na mpanohana ny fitondrana aza dia mety akaton'ny birao mpanaramaso ny gazety ao Iran.