Tantara tamin'ny 06 Avrily 2015
Shinoa Mpanakanto Tratry Ny Sivana Noho Ny Famarotana Ny T-Shirt Ai Weiwei

Hitan'i Wu Tu ny fifandonan'ny zo ara-toekarena sy ny sivana an-tserasera raha nanandrana nivarotra T-shirt manohana gadra politika malaza erantany izy.