Tantara tamin'ny 06 Marsa 2015
Tsy Mahazo Mivarotra Zavapisotro Misy Alikaola Ankalamanjana Intsony ao Singapore Aorian'ny Amin'ny Folo sy Sasany Alina
Nilaza ny governemanta fa tsy maintsy noraisina ny fepetra taorian'ny nandraisana fitarainana maro mifandraika amin'ny fihetsiky ny olona mamo. Saingy maro ny mamelabelatra ny fepetra vaovao ho tafahoatra sy manavakavaka mihitsy ny vahiny mpiasa aza.
Mikarakara Atrikasa Momba Ny Asa Fanaovan-gazety Hoan'ny Tanora Shipibo i Chariboan Joi

Nikarakara atrikasa momba ny asa fanaovan-gazety nomerika hoan'ireo tanora voafantina tamin'ireo fiarahamonina Amazoniana isan-karazany ny Chariboan Joi tamin'ny 9 hatramin'ny 20 Febroary 2015.
Global Voices, Tari-dalana Fiteteza-Paritra Hoan'ireo Tsy Mpizaha Tany

Afaka manampy anao ahafantatra momba ny firenena iray tianao hotsidihana ny famakiana ny Global Voices.
Mpitsabo Avy Ao Gaza Miezaka Hanarina Ilay Hany Sekoly Ho An'ny Ankizy Sembana Ao Amin'ny Faritra
Andianà mpitsabo avy ao Gaza miaraka amin'ireo mpikatroka amin'ny fiarovana ny zon'olombelona, miara-miasa hanarina ilay hany sekoly ho an'ireo ankizy sembana ao Gaza