Tantara tamin'ny 26 Jolay 2013
An'Arivony Ireo Mpifindra Monina Kongole Tonga Any Oganda
Maherin'ny 30 000 ireo mpifindra monina avy ao Atsinanan'i Repoblika Demokratikan'ny Kongo no mandositra ny fanafihan'ireo mpioko ny tanànan'i Kamango ka niditra tao Oganda ny 13 Jolay 2013.