Tantara tamin'ny 27 Janoary 2013
Kiorda Tery Anelanelan'ny Islamista Sy Ny PKK
Ao anatin'ny fiaraha-miasanay amin'i Syria Deeply; miaraka mamoaka andian-dahatsoratra mandrakitra ny feon-tsivily voaforiporitra anaty fifandirana izahay, izay ahitana ny fomba fijerin'ny mpanoratra avy amin'ny lafy valon'izao tontolo izao momba ny ady.. Azaz,...
Mampisara-Kevitra an'i Japana Ny Fako Navelan'ny Horohoron-tany
Herintaona sy folo volana izay no lasa hatramin'ny nisian'ilay Horohorontany Goavana tao Atsinanan'i Japana tamin'ny 11 Martsa 2011. Eo am-panaovana dingana amin'ny fanorenana ireo faritra voakasiky ny horohoron-tany, izany dia noho ny fanohanana...
Patagonia Arzantiniana: Ankafizin'ny Bilaogera Mpandehandeha sy ny Mpizaha tany any Arzantina
Amin'ity vakansy fahavaratra 2013 ity dia nisafidy an'i Patagonia Arzantiniana [en] ho iray amin'ny toera-pizahantany ankafizina indrindra ny Arzantiniana.