Tantara tamin'ny 13 Oktobra 2012
Yemen: Ny Kabarin'ny Filoha
Yemenita maro no nanantena handre kabary tsara avy amin'ny filoha "voafidiny" hanasongadina ny zavatra ilain'ny mponina, ny ara-toe-karena sy ara-politika any Yemen ary ny zava-tsarotra izay atrehan'ny firenena amin'izao fotoana izao. Ny zavatra farany izay nandrasan-dry zareo nandritra ny famangiana nataony tany Amerika dia ny fanindrahindrana ireo drone Amerikana.
Arabia Saodita: Raisina Toy Ny Gadra Rehetra ny Gadra “Tondro Molotra”
Taorian'ny fihetsiketsehana kely mitsitokotoko nandrakotra ny firenena izay tsy mbola fahita hatrizay , namoaka fanambarana ny Minisiteran'ny Atitany mikasika ireo gadra tondro molotra. Teboka telo no hita amin'ny fanambarana: Tsy maintsy mandalo ny Biraon'ny...