Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

02 Oktobra 2012

Tantara tamin'ny 02 Oktobra 2012

Torkia: Tara-pahazavana Bitika Amin'ny Fifampiraharahana Amin'ny Mpioko Kiorda

Tamin'ny herinandro lasa teo ny praiminisitra tiorka Recep Tayyip Erdoğan no nanamarika ny fanombohan'ny [mg] fitadiavana hifampiresaka bebe kokoa eo amin'ny PKK (Antokon'ny Mpiasa Kiordistana) sy ny governemanta. Tsy dia nampihiratra loatra ny vaovao satria matetika ny governemanta tiorka no tsy manatontosa ny fampanantenany amin'ny vahoaka kiorda.

Kenià: Tompondaka Safari Rugby 7s Mampientanentana Ny Mpanohana

Lalao ara-panatanjahantena lehibe iray no natao tany Afrika Atsinanana ny 21 ka hatramin'ny 23 Septambra,2012, teo tany Nairobi, renivohitr'i Kenià - Ny Safari Sevens , lalao fifanintsanana rugby ataon'ny firenena fito manana moron-drano izay niandoha tamin'ny 1995 nefa tafiditra amin'ny fandaharam-potoana amin'ny fihaonana ara-panatanjahan-tena Keniana.

Torkia: Manamarika Ny Isian'ny Fifampiraharahana Eo Amin'ny Mpioko Kiorda Ny Praiminisitra

Nanamarika ny praiminisitra tiorka, Recep Tayyip Erdoğan, fa hifampiraharaha amin'ny mpioko kiorda taorian'ny volana maro nisiana herisetra mahafaty avy amin'ny mpioko kiorda ho setrin'ny politika tiorka. Tsy narisika ny hifampiresaka tamin'ny mpioko i Torkia teo aloha, na dia teo aza ny antso avy amin'ny antoko kiorda mpandala ny fandriampahalemana sy...

Miady Amin’ny Tsy Fandriampahalemana i Madagasikara

Miitatra mivoaka ny tanandehibe ao aminy ny krizy ara-tsosialy sy politika manempotra an'i Madagasikara. Miezaka ny hifehy ny herisetra misy eo amin'ny malaso sy ny tantsaha any atsimon'i Madagasikara ny Governemanta.