Tantara tamin'ny 17 Febroary 2012
Iran: Tapaka ny Aterineto Ny Andro Alohan'ny Hetsi-panoherana
Zava-misy iainana isan'andro ao Iran ny aterineto miadam-pandeha sy ny fanivanana, saingy tamin'ny farany teo, nilaza ny tati-baovao tao an-toerana fa nanjary tsy azo nidirana ny mailaka sy ny tranokala voaaro (https:)...