Tantara tamin'ny 10 Febroary 2010
India: fahafatesana fiteny efa nisy nialoha ny tantara voasoratra
Nodimandry tao amin'ny nosy Andaman (anisan'i India) ny mpiteny Bo fahagola farany, Boa Senior, tamin'ity volana febroary 2010 ity. Manamarina miharihary ny tatitra nataon'ny UNESCO tamin'ny herintaona indrindra izany, izay...
Fanambaràna ny Fivoriamben'i Global Voices momba ny Haino aman-jerin'ny Olom-pirenena 2010
Faly izahay manambara ny Fivoriamben'i Global Voices momba Haino aman-jerin'ny Olom-pirenena 2010! Any Santiago, Chile no hisy ny fivoriantsika amin'ny 6-7 Mey 2010. Anisan'ireo tranga hisongadina any ny fanambaràna ireo nandresy tamin'ny fifaninanana Breaking Borders, loka vaovao noforonin'i Google sy Global Voices.