18 Jolay 2008

Tantara tamin'ny 18 Jolay 2008

Madagasikara: Ny fandrindram-piterahana

  18 Jolay 2008

Jayne Taylor Gaubatz, mpanolotena ao amin'ny Vondron'ny mpitandro fandriampahalemana ( Corps de la Paix) mpamaham-bolongana ao atsimon'ny tanànan'i Fianarantsoa, no mitantara ny fiantraikan'ny afisy miresaka ny fandrindra-mpiterahana tsara soritra iray,...

Shina: Zon'ny mpamorona mandritra ny lalao Olaimpika

  18 Jolay 2008

Toy ny rano atapoka sosoa indroa misesy ny filazalazana entina iarovana ny zon'ny mpamorona, tsy misy mpamaham-bolongana mahazo mametraka sary na mandefa lahatsary mikasika ny lalao olaimpika amin'ny bolongany. Ankoatra...

Côte d'Ivoire: Momba ny kolikoly

  18 Jolay 2008

Noresahin'i Théophile Kouamouo [Fr] ny hetsika manokana iadiana amin'ny kolikoly baikon'ny filoha Laurent Gbagbo tany Cote d'Ivoire. Hoy ny sorany: “Hotsaraina ny Oloben'ny orinasan-kafe sy Cacao. Fa tsy hiresaka  betsaka...