16 Novambra 2007

Tantara tamin'ny 16 Novambra 2007

Brunei : Fanajan-dalàna

Ny mpiblaogy Old Man [Antidahy] dia manontany tena mikasika ny tsy fanajan-dalàna ara-pifamoivoizana any Brunei : « I read the news about the 16 year old boy killed in an...

16 Novambra 2007

Shina : Fiaro efa nampiasaina

Ny mpiblaogy Kenneth Tan dia mampitandrina ao amin'ny blaogy Shanghaiist fa ireo mpampiasa fehy volo vidiana mora : « Ladies (and guys with long hair), resist from buying those cheap hair bands you...

16 Novambra 2007