Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

01 Novambra 2007

Tantara tamin'ny 01 Novambra 2007

Arabia Saodìta : Mariazy misy fe-potoana fohy

Ny mpiblaogy Fayyad dia manazava ao amin'ny blaogy Kabobfest ny atao hoe « mariazy misy fe-potoana fohy » izay tanterahin'ireo lehilahy Saodiana, rehefa mandeha any am-pakan-drivotra ivelan'ny fireneny ry zareo mandritra ny fotoana fialan-tsasatra mandritra ny fahavaratra. « Ironically, such temporary marriage contracts, some of which known as Mut’a or...

Shina : Niverina i Youtube

Rehefa avy tapaka nandritra ny roa herinandro dia mpiblaogy maromaro no indray mitatitra fa niverina azo vangiana avy any Shina indray ny vohikala Youtube. Andinidininy miaraka amin'i William Long, sy Andrew Lih ary Graham Webster. [Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Manoina ireo mpiblaogy taorian'ny fanakanana...

Kyrgyzstana : Fanadihadiana tao aorian'ny famonoana mpanao gazety

Ny blaogy Beaudi's Blog dia mitatitra [Anglisy] izay vaovao farany momba ny fandroson'ny fanadihadiana momba ny famonoana an-kerisatra an'i Alisher Saipov, izay mpanao gazety Ozbekistana niasa tao an-tanànan'i Osh any Kyrgyzstana. Araky ny fanambaran'ny manam-pahefana dia manana rohy akaiky amin'ireo antoko Silamo « mpanao vy very ny ainy » ary...

Dôminika : Tazo Denga (tohiny)

Ny blaogy Living Dominica [Anglisy] dia mitantara fa mbola avo ny voka-dratsin'ny tazo denga any amin'ny nosy sasantsasany any Karaïbà. [Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Tazo Denga] Janine Mendes-Franco