Fasana marivo tototra: mamono tsikelikely an'i Navalny, ilay tena mpitarika ny fanoherana, ny jadona ampiharin'i PoutineRosiàna mpitarika ny mpanohitra sady gadra pôlitika, Alexey Navalny, aloky ny tenany sisaMpanoratra Daria DergachevaNandika Candy30 Novambra 2022
Nampiato ny kaonty mifandray amin'ny governemanta Kiobàna ny Twitter sy FacebookAndro vitsivitsy talohan'ny latsa-baton'ny ankivin'i Etazonia an'i Kiobà ny fampiatoanaMpanoratra Luis RodriguezNandika Melissa Vida, Salohy Randriafanomezantsoa22 Novambra 2022
Mahita fonenana vaovao ao Tiorkia ireo Rosiana manohitra ny adyManjary toeram-pandalovana ho an'ny sasany i Tiorkia Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Sylvia Aimée18 Novambra 2022
Fiainana, nitsahatra: Aina nafoy tamin'ny fanoherana tao BelarosiaMbola tsy tapitra ny fanoherana any BelarosiaMpanoratra Daria DergachevaNandika Liva Andriamanantena15 Novambra 2022
Niakatra ambony indray ny fifanenjanan'i Azerbaijàna sy IrànaHatreto, tsy misy mihitsy marika fampitoniana an'ireo fihenjanana .Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Imanoela Fifaliana14 Novambra 2022
Mitoreo ny havan'ireo Rosiàna noraofina ho miaramila: ‘Nilaozana toy ny alika izy ireny…’Mamoaka ny antson'ireo reny, vady ary anabavy ireo media Rosiana ao an-toerana .Mpanoratra Daria DergachevaNandika avylavitra11 Novambra 2022
Nahazo sehatra tao amin'ny YouTube ny vondrona neo-Nazi Zeorziana irayMbola tsy naka fepetra ny YouTube hatramin'izaoMpanoratra OC MediaNandika Andriamifidisoa Zo11 Novambra 2022
Mpikatroka ampolony notanan'ny polisy nandritra ny famorian'ny antoko mpanohitra tany Azerbaijan vahoakaNaparitaky ny polisy ny famorian'ny mpanohitra nitakiana ny fanavaozana demaokratikaMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Liva Andriamanantena05 Novambra 2022