Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Jolay, 2011
Espaina: Fanampim-baovao ao amin'ny tomalaplaza.net
Manomboka izao ny tranonkala tomalaplaza.net dia manolotra seha-baovao ( voavaka isan-tanàna) mikasika ny fihetsiketsehana ataon'ny olom-pirenena any an-toerana tsirairay avy izay nivelatra tao Espaina nanomboka ny 15 Mey (15M).