Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Mey, 2008
Ny feo manaiky fankahalana vahiny
“Ireo mpanao politika malaza nigoka ny fiarovan'ny vahoaka mozambikana ary efa lasa mpitarika na mpandraharaha amin'izao fotoana izao, nahoana moa izy ireo no tsy manandratra ny feony hiaro ny Mozambikana...
Afrika: Ny fanamby miandry ny fivavahana any Afrika Atsinanana
Miresaka ny amin'ny “PFanambin'ny fivavahana isan-kazarany any Afrika Atsinanana,” andian-dahatsary ao amin'ny YouTube i Pea: “vao avy nijery YouTube aho izao ary nanaraka andian-dahatsary mitondra ny lohateny hoe “Ny fanambin'ny...
Afrika Atsimo: inona ny dikan'ny teny hoe makwerekwere?
Soritsoritan'i Khanya ny niandohan'ny voambolana hoe “makwerekwere,” tenin-jatovo ho an'ny vahiny any Afrika Atsimo: Mpamaham-bolongana roa liana amin'ny teny sy fiteny ny mitady ny dika sy nipoiran'ny teny hoe “makwerekwere”....
Afrika Atsimo : Vonona hiatrika ny 2010 ve i Afrika Atsimo, izay mankahala mpiavy ?
“Vonona hiatrika ny 2010 ve i Afrika Atsimo, izay mankahala mpiavy ?“, hoy i Bomseh, mpitoraka blaogy avy any Kenya – monina ao Afrika Atsimo. “Manaitra ary toa tsy mampino...
Arzantina: Tsy masaka izany fiaran-dalamby haingam-pandeha izany
Efa vonona ny soritr'asa fampitohizana amin'ny alalan'ny fiaran-dalamby haingam-pandeha ny tanànan'i Buenos Aires sy Rosario ary Córdboa izay mitentina 4 miliara dollars ety ampanombohana. Manolotra lisitra lavabe ny antony ilazany...
Libanona: Mifaneke na mifindrà toerana
“Teny an-dalana mankany amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenen'i Beirota no nitenenan'ny mpikamban'ny ‘Fivondronan'ny Sembana’ sy ny fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana tamin'ny mpanao politika, tompondakan'ny ady (Seigneurs de la guerre), ny be...
Armenia: Angom-baovao
Manangona ny vaovao nandritra ny herinandro i Ny Mpandinika Armeniana (The Armenian Observer) ary milazalaza ny heviny ihany koa. Efa nampoizina ihany ny lohahevitra nibahana tamin'ny fampahalalam-baovao fa ny toe-draharaha...
Iran: Aostralia sy ny filoha Iraniana
Niteny i Anthony Lowenstein fa “eo ampakana hevitra” hahazoana mitory ny filoha Iraniana Mahmoud Ahmadinejad ankehitriny ny lehiben'ny fampanoavana Robert McClelland,ao Aostralia, noho ny resany mikasika ny “fandravana” an'Isiraely. Mizara...
Afrika: Vaovao momba ny lamaody afrikana
Vaovan-damaody afrikana Ladybrille: “Angom-baovaon-damaody mivoaka isan-kerinandro miresaka momba an'i Afrika na avy eto Afrika. Vaovao misongadina vitsivitsy tamin'ity herinandro ity: a) Mikarakara ny herinandron'ny lamaody voalohany indrindra miaraka amin'ny herinandron'ny...
Libanona: ady ivelan'ny fisamatsamahana ara-pivavahana
“Nanasongadina ny fisarahana politika lalina izay mihoatra (ambadiky) ny fisamatsamahana ara-pivavahana ny tenin'i Nasrallah, Fa misy ny mihevitra an'i Libanona ho toeram-pamaharan'ny tandrefana hanjakazakana ao amin'ny faritra izay mifanohitra amin'ireo...