· Febroary, 2010

Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Febroary, 2010

Sri Lanka: lalao Cricket sy ny teny anglisy

  27 Febroary 2010

Lanka Rising no miresaka momba ny firokim-pitenenana eo amin'ny manana ny teny anglisy ho fiteny faharoa: “An'ny Anglisy ny Cricket (taloha), saingy isika no mahay milalao azy kokoa noho ry...

Sri Lanka: Sivana sy ny tena fanontaniana

  22 Febroary 2010

Sanjana Hattotuwa ao amin'ny bolongana ICT for Peacebuilding (ICT4Peace) no mamelabelatra momba ny baikon'ny filoha “hampiato ny vinavina napetraky ny mpandrindra Sri Lankey momba ny fifandraisandavitra hanivana ny vohikala manohitra...

Rosia: Ny atao amin'ny boky antitra

Akon  18 Febroary 2010

Manary ny boky noho ny fahanterany sy tsy fisian'ny mpamaky azy intsony ny trano famakiam-boky maro, hoy ny mpanao tsikera literera Alexander Zhitinski [RUS]. Ny an'ny trano famakiam-boky iray any...

Rosia: mamantatra ny toerana misy ny bus eo noho eo

Akon  16 Febroary 2010

Ny fitantanana ny tanànan'i Ryazan [ENG] any Rosia Afovoany no voalohany any amin'ity firenena ity nametraka sarintanin'ny fivezivezen'ny fiara fitaterana [RUS] hoy ny tatitry ny gov-gov.ru. Azo arahina amin'ny alalan'ny aterineto eo noho...

Ejipta: Alaivo aloha ny Corolla-nareo

  16 Febroary 2010

Manamarika i Zeinobia fa nanery ny Toyota Ejipta haka ny sasany amin'ny maodeliny avy any amin'ny fivarotana fiara ny Sampana Ejipsiana miaro ny mpanjifa mba hanitsy ireo Toyota manana fahasimbana fa...

Ireo pejinay momba an i Tselatra

Lahatsoratra fohy miaty rohy, na sary