Nakaton'ny fampanoavana Tiorka ny raharaham-pahafatesan'ilay mpikatroka Azerbaijaney, Bayram MammadovHita faty tamin'ny 2 Mey tamin'ity taona ity ilay mpikatroka 26 taonaMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Raveloaritiana Mamisoa27 Desambra 2021
Didian'ny Fitsarana Iraisampirenena hanao izay tsy hisian'ny fankahalàna ara-poko i Armenia sy AzerbaijànaNiantso fandriampahalemana ny CIJ saingy tsy namoaka fepetra manokanaMpanoratra OC MediaNandika avylavitra22 Desambra 2021
Hazakazaka arahin-tosika ny fihenan-tsandan'ny Lira TiorkaMihamitsontsorika ny lira tiorka manoloana ny vola vahinyMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Andriamifidisoa Zo22 Desambra 2021
Miatrika vesatra kolikoly ny filohan'i Armenia teo aloha Serzh SargsyanNilaza ny filoha teo aloha fa tsy nanao hadisoanaMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Andriamifidisoa Zo21 Desambra 2021
Manamafy ny onitra amin'ireo fantsom-pahitalavitra noho ny votoaty “ara-politika” ny Vaomieran'ny Serasera ZeorzianaManao fihetsiketsehana ivelan'ny lapan'ny GNCC ireo mpikatrokaMpanoratra OC MediaNandika Raveloaritiana Mamisoa17 Desambra 2021