Mivondrona ho fanohanana an'i Okraina ny Zeorziana raha sahirana hamaly ny solombavambahoakaNidina an-dalambe ny vahoaka satria namoaka fanapahan-kevitra ny governemantaMpanoratra OC Media Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson28 Febroary 2022
#helloTürkiye — Andrana farany indrindra nataon'i Tiorkia hanovana ny anaranyNy fitaleavan'ny fifandraisana ao Tiorkia, nanomboka fampielezankevitra vaovao #helloTürkiye.Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika avylavitra28 Febroary 2022
Any Zeorzia, enim-bolana taorian'ny nahafatesan'ilay mpanao gazety, nilaza ny fisian'ny fatran-java-mahadomelina diso tafahoatra taminy ny manampahefanaTsipahin'ny firaisamonim-pirenena ny fehin-kevitry ny fanjakana sy ny anton’izanyMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Salohy Randriafanomezantsoa24 Febroary 2022
Tafika Rosiàna misatroka manga, manome toky fa hanara-maso ny fiverenan'ireo Armeniàna rehetra gadra ao AzerbaijànaTsy mbola hay izay tena isan'ireo Armeniàna gadraMpanoratra Arzu Geybullayeva, JAM News Nandika avylavitra23 Febroary 2022
Azerbaijan: Lehilahy iray nosamborina noho ny tsy fanajana sainam-pirenenaNiteraka adihevitra ny fampiasana fanevam-pirenena ny fisamborana ilay mpikatroka Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Liva Andriamanantena17 Febroary 2022
Nataon'ny praiminisitra Zeorziana fanomezana ho an'ny vadiny ny ampahany tamin'ny alan'ny fanjakanaNomen’ny sampan-draharaham-panjakana misahana ny rejisi-panjakana hofain’ny vadin’ny PM ny 5.958 metatra toradroa.Mpanoratra OC Media Nandika Liva Andriamanantena04 Febroary 2022
Namoaka pasipaoro vaovao ahitana ireo malazan'ny tantara an-tsary ao aminy i BelzikaMampisongadina an'i Tintin, Natacha, Marsupilami, Smurfs, Lucky Luke, Spirou ary maroMpanoratra Metamorphosis Foundation Nandika Andriamifidisoa Zo02 Febroary 2022