Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Marsa, 2008
Hong Kong: Famelomana indray ny Tai O
Nikarakara fifaninanana hamelomana indray ny fanjonoana nentim-paharazana ambanivohitra ny governemanta ao Hong Kong, Tai O. Avahan'i Diumanpark fa ny filazana hoe “hamelomana indray” dia fanarotsaronana ny “commercialisation”(fampiroboroboana ny varotra), izay,...
Japana: Nialàn'ny Nissan i Richard Gere
Niteraka fanehoan-kevitra an-jatony tao amin'ny dinika (forums)[ja] sy setriny avy amin'ny mpamaham-bolongana ny tati-baovao iray [ja] (fehiny amin'ny teny anglisy) izay nahafantarana fa nofoanan'ny Nissan ny fifanarahana tamin'i Richard Gere...
Makaô: Mpanao politika mino ny fandrosoan'ny firenena
Leocardo [pt] no mamelabelatra ny ho avin'i Makaô sy ny mpanao politika ao aminy amin'izao fotoana izao: “Azo inoana ve ireto mpanao politika “part-time” izay mitady paika ho voafidy anatin'ny...
Angola: Mbola azo atao tsara ny mitolona
“Nikarajia (ni-chat) nandritra ora roa tamin'Atoa Anthony Alberto Neto, filohan'ny Antoko Demokratika Angoley (PDA) aho. Amin'izao fotoana mampitombo isa ny Angoley any ampielezana (anatin'izany aho) manontany tena hoe mbola tokony...
Rosia: fankahalana vahiny ao Rosia
Moscow Through Brown Eyes (Moskoa jerena avy amin'ny maso volontany) no mamoaka vaovao farany fohy mikasika ny vono olona noho ny fankahalana ao Moskoa; Window on Eurasia (Varavarankely misokatra mankany Eorazia) indray...
Maraoka: hisokatra ny taom-piotazana voatavo
“Efa hisokatra izao ny taom-piotazana voatavo eto Maraoka. Saingy ny olana (vaovao ratsy) dia tsy tian'ny any Eoropa ireo voatavo voakatra ireo. Ny karazam-boatavo Maraokana manko dia voly fanondrana no tena...
Qatar:voarara ny fampiasana ny facebook sasany
Ngourlay no milaza fa nosakanan'ny Qatar Telecoms ny fampiasana (tranonkala) ny Facebook sasantsasany. Nalahatry ny mpamaham-bolongana ny antony dimy mahatonga ny fanakanana ny vohikala: pôrnôgrafia ( na fampisehoana sary mamoha fady), fitsikerana...
Japan: bolongana spam
Navoitran'i Asiajin ny fanarahamaso nataon'i laboratoara mpanaramaso ao Nifty izay nahatsikaritra fa spam na mpandotorano fotsiny ny 40%n'ny bolongana Japoney.
Ezipta: Antso ho amin'ny fitokonana faobe
“Miantso fitokonambe izay hotanterahina ny 6 aprily ho avyizao, izany hoe roa andro mialoha ny fifidianana filakevim-paritra ny vondron'ny mpanohitra any Ezypta ka tafiditra anatin'ireo mpiantso ny antokon'ny mpiasa, ny...
Nizeria: Vohikala ho an'i Obama
David Ajao no miresaka momba ny fisokafana vohikala iray hanohanana an'i Obama any Nizeria: Manopy maso mandrakariva ao amin'ny fanaovana dinika amin'ny aterineto Nairaland be mpanaraka indrindra ao Nizeria aho...